Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ilai fitia (Lianah)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ilay fitiaIlay fitia izay voarara
sy lazaina hoe tsy anjara
no nitombo sy nahamay
ary koa nanorin-day.
Toa ilay fandrarana
no vao mainka koa nitana
ilay fitiavana ho mafy
sy nampianatra hiafy.
Eny,ireo fanakanana,
sy ireo fanakianana
nataon’ireo tsy tia
no nanamafy ilay fitia.
AMHA
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
lianah
Commentaires
eh
(
14/04/2005 08:11)
matetika rehefa henjehina ny fitiavana no vaomaika mampifankatia.
lianah
(
23/04/2005 11:49)
ka izay mihitsy io nambara io hoe arakaraka ny nahamaro ireo mpanembantsembana no vao mainka koa nahamafy orina ilay fifankatiavana.
Domoinalove
(
23/11/2008 15:30)
Ts atao mahakiv zan mpanakana zan e!
