Commentaire à propos de Fitia hafakely

Revenir à Fitia hafakely
osrabn ( 07/05/2005 11:16)
Ity tononkalo ity dia nosoratana teo am-pitiavana zazavavy iray antsoina hoe Maria izay efa manana fofombady. Adaladala manko ny fitiavana!
nikopol ( 12/05/2005 10:23)
osrabn, sao dia mba mitovy ilay maria resahantsika fa io maria io koa efa nahatara ahy !
osrabn ( 12/05/2005 16:25)
Izy aloha i Maria tena maha-tara. Tsara tarehy be zay manko izy. Fa ny tsy fantatro dia ny hoe asa na mitovy ny Maria resahintsika na ny anarana ihany no mitovy. Izay aloha fa misaotra anao nametraka hevitra ry nikopol. osrabn
proost ( 18/05/2005 07:22)
tsara ny tononkalonao fa tiako
osrabn ( 19/05/2005 18:29)
Misaotra betsaka proost!
andriary ( 25/05/2005 13:54)
nisy olona tiako sy tia ahy efa ela!rava noho ny antony maro ny fiarahana saingy ny fitiavana mbola nisy tany anatiko tany sy tany aminy koa angamba!efa nanana fofombady , nanambady izy mbola tiako foana, ...eny efa nindaosin'ny fahafatesana izy taty aoriana mbola tiako foana satria fitiavana hafakely toy ity vetsoinao ity no nitiavako azy!
tiavo maria fa fitiavana mafonja izany...

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095