mahereza ry zandrykely (maizina max)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
androany aho ra nande nivezyvezy tenydia naita zandry kely tsy manandray ary ko reny
fa zandry kely miady irery aminy izato fiainana
zandry kely miady rery fa tsisy itarainana
aoka kosa moa ri zandry
aoka wa fa mafy ela
mitsikitsika na dia mandry
any ambany ragla
atao awona no ijery
atao awona ny ino
misy matsiaro ela fatsy very
ra izaho alo dia tsy anadino
oatsika izay mamaky
mba iatrao ireo madinika
afatra ny ahy fatsy fantsy
afatriny mpandinikia
fataro fa samy malagasy
na aiza ianao na aiza
eny sany malagasy
kolotsaina no mitaiza
(tatara tena misy)
(ialako tsiny ra misy tsy faly)
--------
Lien: