FINAMANANA (MANDA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misy hantsana manasaraka
Mahatonga antsika tsy ho tafaraka
Tsy inona akory izany ,fa ny finamanana ihany
Kanefa izao no mba tadidio
Raha diso aho dia ahitsio
Fa fitiavana no mahampinamana
Raha mihoatra ve dia atao ho sakana
Ilay finamanana nampitsiry fitia
Dia omenao tsiy ve aho sanatria?
Ataoko angamba fa tsy ho tezitra ianao
Raha toa ny foko mitempo aminao
--------
Lien:
Catégorie : Alahelo
1325 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : MANDA
Inséré par : harry's
Date : 17/11/2014 15:45
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146