Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny olanao MBA ho feriko (ManGela)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiko enao Tsy voalohany aho fa tsy aiko hoe fahampiry
Enao kosa tsy hisolo impiry na impiry
Enao ho ahy mandramaty
Satria fitiavantsika tsy ho faty
Noho izany Amary ry Malala
Ireo olanao tsy tinao hisy halala
Teneno amiko Ary ry tiako
Tsy ny hampalahelo anao ny hany mbA faniriko
Ekeko hoe za aty tany lavitra
Kanefa ny foko sy ny fitiavako tsy manalavitra
Antananarivo sy Antsirabe
Mitenena fa za vonona handreha
By ManGala
Le:31/05/26
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy
