Embona (Mpanajary Vaovao)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nisy alahelo sy tomany,
Teto Madagasikara.
Tamin'ny andro fandranahatany,
Moa mba fatatrao izany.

Novonoana ireo gasy,
Notifirina ny basy.
Ka ringana sy maty,
Noho nataon'ireo vahaza.

Saingy,
Saingy mbola honeny,
Fa hiarina ny gasy,
Hamerina ireo natelina,
Ho vonoina ireo tsy vanona.

Andeha isika gasy,
Androhaka ireo vahiny,
Hilaza sy ampitandrina,
Tsy anaovan'ireo tsinotsinona.

Fa efa impiry moa aho,
Nilaza ireo vazaha ireo.
Nilaza ombieny ombieny,
Ary koa nanandram-peo.

Fa raha mbola misy ireo nisy antsizay,
Ilay mitetika ampambotsy ity tanindrazana.

Mampitandrina aho izay,
Tohizo ihany raha tsy fay.
Izay mipetraka eto endrè,
Fa natrizany allez mandeha.
--------
Lien:
Catégorie : embona
984 1
Fans: thonny1
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Mpanajary Vaovao
Inséré par : thonny1
Date : 14/01/2016 20:20
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137