FA NAHOANA AKY (Mpanajary Vaovao)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa nahoana aky cherie,
no nilaozana ty foko tia,
tsy mba nisaininao akory,
zato foko tena ory.

Fa nahoana aky malala,
nilaozanao ty foko adala,
adalam-pitiavana anao,
ka nilaozanao tsotra zao.

Fa nahoana aky ry tiana,
no nilaozanao ty fandriana,
fa naleonao niala mandry,
iondana eo @ ilay bandy.

Izany ve lay voady,
zay nifanaovan-tsika,
fa naleonao nisitaka,
zah lazainao namitaka.
--------
Lien:
Catégorie : fiainana
896 1
Fans: thonny1
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Mpanajary Vaovao
Inséré par : thonny1
Date : 28/02/2017 06:59
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137