Hevitra momba ny Ilay tovovavy Misitery
Hiverina amin'ny Ilay tovovavy Misitery
iaboba (
28/07/2009 10:33)
TSARA LE IZY E
endrika01 (
29/07/2009 15:42)
Tena mba mi-souffrir kosa lery e ;-)
iaboba (
30/07/2009 09:46)
ka zay no mahatonga azy oe MYSENTO hi hi hi
endrika01 (
31/07/2009 05:47)
Mba mijaly kosa enao ry tovolahy Mistery!
Mysento (
01/08/2009 03:47)
ratrainao ny foko,
endrika01 (
02/08/2009 07:29)
Raha mampijaly anao ny fifanojona
taminy,hadino izany,mbola lavitra ny lalana.
taminy,hadino izany,mbola lavitra ny lalana.
endrika01 (
02/08/2009 09:59)
hadino izany, etsy ambony >>>>>hadinoy izany!
Mysento (
02/08/2009 11:21)
atao,ahoana ;ny hanadino.
Crionlas (
03/08/2009 12:28)
So d vaza mod miad kos ar n'anareo?
Mysento (
09/08/2009 13:38)
crionlas> Gasy ,ko ,mody miady ka.
endrika01 (
17/08/2009 06:54)
Soa ihany i endrika fa tsy misitery,fa raha tsy izany,saika hanontany tena ihany we,sao mba izaho ilay tovovavy ...hi hi hi
Mysento (
17/08/2009 13:28)
hoy ianao!?
Mysento (
17/08/2009 13:29)
hoy , ianao!?
