Raha tsy eo anilanao (Naly)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Amin'ny ora tsy hahitako anao no tena hatsapako fa tiko ny eo anilanaoEo no maha sesehena ny fanirina tsy hay fefena ao am-po torovan-tsentoko
Eo maha babangona maha hay sy mahafoana an'izao tontolo izao
Eo no tena hatsiarovako fa ny fo torovan-drovako mikalo ny anaranao
Ka na lavitra na akaiky ny fotsika mifanaiky mitempo miaraka hatrany
--------
Lien:
Catégorie :
FITIAVANA
Fans:
doum
Commentaires
gtiana
(
29/11/2005 05:51)
Tsara ka tohizo ranaly an, de ampidito foana radoum an.
benasy
(
23/12/2008 09:59)
"TIKO" ny eo anilanao....
Eny é ! efa fantapantatra ihany ka...sao dia "MAGROS" kosa no metimety ?
"Tiako": no milaza olona tiana.
Eny é ! efa fantapantatra ihany ka...sao dia "MAGROS" kosa no metimety ?
"Tiako": no milaza olona tiana.