NY FIAINANA AN -TANY (narasoa)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny foko migaga ity fiainana an -tany!
Ny saiko tsy mino ity zava -lazainy!
Fahorina mafy tsy misy toy izany!
andro ratsy sy maloka no tomefy ny ankany!?

Variana tokoa mantsy letsy aho mandre izany!
fa lasa ilay akama nandao ity tany!
Izay ve lahatra efa niandohany?
dia ny androm -pianany ho rako - tomany!
Ny asa soratro izay noezahiko ho tsara!
Dia mba ho fahatsiarovana an 'ialahy ry akama malala
Mandria ampiadanana letsy mba higoka ny tsara!
fa izahay mbola eto hanoy ny tantara!
--------
Lien:
1743 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : narasoa
Inséré par : narasoa
Date : 20/05/2015 14:17
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137