very ny asako (ngidin'ny fiainana)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tovolahy izaho ka manontany
hoe anao ahoana aho any aorina any
tovolahy jejojejo ve sa miraraka amin'ny tany
sa vo treromina dia taraina sy tomany
lahy aho ka miaritra ,na mangidy na mamy
tsy mahalala izany aho ,ka miantso mpaminany
mba te hanana andraikitra tsy hilatsaka ambany
indrisy fa nofinofy ihany aloha izany
satria atreto ,aloa ny vola lany
lanin'ireo rendrarendra sy aniany
raha mahita asa ianao dia antsoy aho akàny
satria very asa aho ka miosona a......ny


mpanoratra "ngidin'ny fiainana"aza fenoina ny banga azafady
--------
Lien:
1075 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : ngidin'ny fiainana
Inséré par : fanniechou
Date : 12/08/2013 20:47
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0163