Miangavy (Ny Alimbetso Soa na Endrika Nasalotra)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Miangavy raha azo atao
Aza torina teny mamy
Tenin'ny fitia avy ao anaty
Avalomy, ento manalavitra any
Aza aseho akory na dia kely
Fa misy fo tsy sasatra mitepo
Mangetaheta ho tiana
Mahatsiaro fijaliana
Isan'ora lava izao
Miangavy re, mitalaho

NAS 20/08/09
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
860 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Ny Alimbetso Soa na Endrika Nasalotra
Inséré par : endryk
Date : 09/09/2012 18:12
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134