Hevitra momba ny TOHINY / Madagasikara : Ny Lasa sy ny Ankehitriny
Hiverina amin'ny TOHINY / Madagasikara : Ny Lasa sy ny Ankehitriny
SANAKERIB (
12/03/2024 06:28)
Somary hejakejana aho vao nahatafiditra ny tohiny : Madagasikara : Ny Lasa sy ny Ankehitriny raha tsy navadika ny anarana . Mangataka aho mba hisy pejy manokana ho an'ny Sokajy Lahatsoratra fa tena ilain'ny tanora . Rah tsy mety moa dia atao ahoana fa ity no farany , fa raha mbola mety dia alefako eto ihany . Efa nisy nampiasa io Tononkalo io no averiny kanefa vaovao ilay izy . Misaotra tompoko . Ny Tompony = Ny Andri- Fara ( ANDRIANARIVO Fanomezantsoa Raphael )
hery (
12/03/2024 18:58)
https://takila.serasera.org
