SAINGY IZAHO MANGINA (Ny Antara ANDRIANARISAINA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha mba nisy teo gitara nahafahako nihira,
dia nihira sy nitendry aho ny tononkalo noforoniko;
Fa tsy manana aho gitara dia nijanona hangina,
ka am-pahanginana aho mamaky, tononkalo no tononiko.
...

Ny Antara
(29/08/2017)
--------
Lien:
854 1
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139