SAINGY IZAHO MANGINA (Ny Antara ANDRIANARISAINA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha mba nisy teo gitara nahafahako nihira, dia nihira sy nitendry aho ny tononkalo noforoniko;
Fa tsy manana aho gitara dia nijanona hangina,
ka am-pahanginana aho mamaky, tononkalo no tononiko.
...
Ny Antara
(29/08/2017)
--------
Rohy:
Mpakafy:
Ny Antara ANDRIANARISAINA
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Ny Antara ANDRIANARISAINANampiditra : Ny Antara ANDRIANARISAINA
Daty : 26/11/2017 21:25