Ampidiro aloha ny tenimiafina
Commentaire à propos de Mila mankany ianao!
Revenir à Mila mankany ianao!
tsarfanah (
04/09/2004 18:20)
tena hainao mihitsy ny miventy azy e tsara be fa tohizo tena nomeko isa milay fa tsy aritro e
arcane (
04/09/2004 18:25)
Tena nampientana ny fo sy ny fanahiko koa iny tononkalo iny, ny setriny anefa dia hafa tanteraka ny nandraisaiko azy. Na izany na tsy izany tiako ny fomba fanoratananao azy, mankasitraka tanteraka.
yonikafopl (
04/09/2004 19:22)
Misaotra ny eja @ ilay tononkalo a!!! Angamba koa mila mankany mihintsy aho , na mila mankaty mihintsy izy lol hihih
Oully (
04/09/2004 20:19)
Efa tary @ilay tonokalo "hafatra" tary no efa saika hamaly aho Ny Eja fa tena mifanojo tamin'ny eritreritro koa ny tiana holazainao teto, teo am-pamakiana ity tonokalon'i Rado ity. Saingy azo heverina ihany koa ilay tonokalo teo aloha fa mety efa "sambatra" izy. Nefa izay moa no maha artista ny artista samy mamoaka izay mifanojo amin'ny aingam-panahiny.
Mankasitraka ny talentanao!
Mankasitraka ny talentanao!
nyeja (
05/09/2004 06:48)
faly aho satria dia nahitako hevitra maro be sahady ity tononkalo ity, ho setrin'ireo fanehoan-kevitra ataonareo ry namako isany, dia mankasitraka tanteraka tenako .
Ny fijeriko manokana dia tsapa matetika fa ny tsy fifampiresahana dia manome elanelana sarotra vahana , samy marary, samy malahelo,nefa dia samy mikobona izany any anaty ( sniff!!) ka ny tiako ampitaina dia tokony vakiana ilay elanelana, dia mifamboraka ny ao anaty , maro dia maro mantsy ny fitiavana rava sy mitondra faisana noho ny tsy fisian'ny serasera.
soa ihany aloha fa eto ny sehatra "namana serasera" ahazoantsika rehetra maneho izany e sa ahoana hoy ianareo ?.
Ny fijeriko manokana dia tsapa matetika fa ny tsy fifampiresahana dia manome elanelana sarotra vahana , samy marary, samy malahelo,nefa dia samy mikobona izany any anaty ( sniff!!) ka ny tiako ampitaina dia tokony vakiana ilay elanelana, dia mifamboraka ny ao anaty , maro dia maro mantsy ny fitiavana rava sy mitondra faisana noho ny tsy fisian'ny serasera.
soa ihany aloha fa eto ny sehatra "namana serasera" ahazoantsika rehetra maneho izany e sa ahoana hoy ianareo ?.
andriary (
05/09/2004 09:06)
Tantara mitohy ny aingam panahinareo sy Rado!Ny firafitry ny tonokalo , ny gadona ny aingam-panahy dia samy tokana no lazainy
:fitiavana tsy mety maty!
Tsara!tena tsara!
sady mambabo nomitaiza fo ilay tonokalo
:fitiavana tsy mety maty!
Tsara!tena tsara!
sady mambabo nomitaiza fo ilay tonokalo
iharantsoa (
05/09/2004 14:11)
tsara akia a, tiako ny fitsinjovanao ny fitiavana tsy arak'ilay eritreritra ratsy nahiany, hay moa ilay olo-tiany ka miandry azy koa ! tsara e tohizo hoy farakelinao
NyKanto (
06/09/2004 07:49)
Tiako dia deraiko!
Ny Namanao Ny Kanto.
Ny Namanao Ny Kanto.
nikopol (
06/09/2004 09:33)
Nyeja, tsara be... fa ity misy tohiny iray henoko, tsy haiko, i Olombelolo Ricky angamba no nanohy azy :
" Ho any ianao kanefa,
ny lalana mankany tsy hitanao akory..."
" Ho any ianao kanefa,
ny lalana mankany tsy hitanao akory..."
rafilozofy (
07/09/2004 16:47)
Mila tony tsara eo @ fiainana izany hoe: tsy ny fo no mibaiko ny fiainantsika fa ny saina, tsy ny fihetseham-po fa ny fahatanjahan-tsaina. Eo anatrehan'ny zvt rht.
shate (
10/09/2005 09:47)
indrisy fa nankany za fa efa sambatra izy
endrehina (
16/04/2007 06:26)
indraindray anie mankany nefa marary fo fotsiny toa tsy asiany vidiny akory tsinona koa
rhina (
12/09/2009 14:59)
tena mahavaly ny afatr'i rado tokoa io nosoratanao io ry Ny eja tena latsaka mintsy ny ranomasoko
ouf!!!!
mankasitraka hatrany
ouf!!!!
mankasitraka hatrany
dianaranaivo (
14/06/2010 13:08)
tsara be !
