Hevitra momba ny Tsara loatra ianao!

Hiverina amin'ny Tsara loatra ianao!
tia2005 ( 02/08/2005 08:39)
mahafinaritra tokoa ilay izy fa mihaina tokoa! tohizo fa tsara ê!
rhina ( 12/09/2009 15:17)
tena kanto

dia ho sanatria ve?
hifarana eo ny tantara
tsy hiaona tsony zany !

nefa aza manaritoky
fa mbola ho avy ny fotoana
hiaona iano sy izy !

ka hanao ahoana re e!
asa!,
ka izay no ilazako
oe!, hoe matokia

mety mahavaly azy ve io ry Ny eja mankasitra e!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0095