ora iray (Ny helo)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ilay ora iray sarobidy ,nahamaloka ny andro iananao, izaho mantsy ilay voafidy ,handao ity fonenao zakao mangina ao am-po, fa izao ilay anjara voafidy, ny fianana mantsy tsy ananan-droa,ka mionona na dia mangidy.
ventsoventsom-po angamba sisa soratako ho ahy,hodiako any @mandrakizay,tsarovy ilay teny iray,sarobidy ilay ora iray
--------
Lien:
Catégorie :
Fiononana - Aingam-panahy
Fans:
nihelo