Hevitra momba ny Rafahasambarana

Hiverina amin'ny Rafahasambarana
bichette ( 01/09/2004 14:07)
Indrisy tokoa, fa raha ny fahasambaran'izao tontolo izao no katsahina dia mandalo fotsiny fa tsy mitoetra ary tsy voatana ihany koa. Misy anefa ilay tena fahasambarana izay tsy hain'izao tontolo izao omena .....
NyKanto ( 02/09/2004 14:38)
Hono ho aho ? Fahasambarana sa Fiadanana no tsy hain'Izao tontolo izao omena?
Ny Kanto.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0128