Ampidiro aloha ny tenimiafina
Commentaire à propos de Dada miatrika fiainana
Revenir à Dada miatrika fiainana
SOBIKA (
29/11/2004 16:25)
HUMM MARINA ZANY! enga anie mba ho toy izany daholo ny Ray malagasy rehetra eh de ny Reny rehetra koa mba hanome fampaherezana avokoa!
za zany le mamaky tonokalo vao mikarepoka eh @ le mbola manitra be vô tsy nisy nampiditra hevitra!
tohizo fa ao tsara eeeee
sobika
za zany le mamaky tonokalo vao mikarepoka eh @ le mbola manitra be vô tsy nisy nampiditra hevitra!
tohizo fa ao tsara eeeee
sobika
vetsoko (
07/12/2004 18:20)
ary tsy eo intsony i dada ...,?
voninkazo.fotsy (
13/03/2005 18:27)
mahafinaritra ny tononkalonao...mampihetsi-po...Misaotra indrindra!!
chipie1 (
05/07/2005 17:37)
tsara e !
pissoa (
17/12/2005 15:30)
tsara an!
