SAHIA MANOKANA FOTOANA HO ANAO (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
25. Jona?♂️ « Ny olona mandini-tena sy manokana fotoana hisaintsainana irery dia hahita fomba maro sy hevitra tsy tambo isaina hahazoany mandositra ny alahelo sy ny hakiviana hahafahany miatrika ny fiainany any aoriana. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(12 .12. 14)
(« L’homme qui médite sur lui-même trouvera toujours mille raisons d’être malheureux. » André MAUROIS)
--------
Lien:
