SAHIA MANOKANA FOTOANA HO ANAO  (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
25. Jona

?‍♂️ « Ny olona mandini-tena sy manokana fotoana hisaintsainana irery dia hahita fomba maro sy hevitra tsy tambo isaina hahazoany mandositra ny alahelo sy ny hakiviana hahafahany miatrika ny fiainany any aoriana. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(12 .12. 14)

(« L’homme qui médite sur lui-même trouvera toujours mille raisons d’être malheureux. »   André MAUROIS)
--------
Rohy:
12 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0133