SAHIA MIJORO HATRANY (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
08. May?⛈️? « Na inona na inona atonta na fivangongoan’ny rahona, tsy nahataitra velively sy nampihontsina akory ny lanitra ambony. Ka na ahoana na ahoana mety ho vesatry ny fiainana, isika indray dia mijoro. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(09 .05. 14)
(« Le ciel n’est jamais ni bouleversé ni écrasé, quel que soit l’amoncellement des nuages. » Stéphane BODIAN)
--------
Lien:
