SAHIA MIJORO HATRANY  (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
08. May

?⛈️? « Na inona na inona atonta na fivangongoan’ny rahona, tsy nahataitra velively sy nampihontsina akory ny lanitra ambony. Ka na ahoana na ahoana mety ho vesatry ny fiainana, isika indray dia mijoro. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(09 .05. 14)

(« Le ciel n’est jamais ni bouleversé ni écrasé, quel que soit l’amoncellement des nuages. »   Stéphane BODIAN)
--------
Rohy:
48 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115