SAINO KELY ANGE INTY E! (Ny_Vetso)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
05.  Aogositra

 “ Ny olona heverina ho miadana sy sambatra matetika no miafara amin’ny farahidiny. Ireo mahonena sy tsy misy afitsoka indray no indreo fa tafavoaka, manana ny tombam-bidiny. Koa aleo aloha mihafy hahay hivesatra ny ngidiny, avy eo mivonona hibaby fahombiazana, ka higagan’ ireo mpitazana. ”

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(07.04.16)

(“Every successful person has a painful story. Every painful story has a successful ending. Accept the pain and get ready for success.”   Anonymous)
--------
Lien:
32 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121