SAINO KELY ANGE INTY E! (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
05. Aogositra“ Ny olona heverina ho miadana sy sambatra matetika no miafara amin’ny farahidiny. Ireo mahonena sy tsy misy afitsoka indray no indreo fa tafavoaka, manana ny tombam-bidiny. Koa aleo aloha mihafy hahay hivesatra ny ngidiny, avy eo mivonona hibaby fahombiazana, ka higagan’ ireo mpitazana. ”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(07.04.16)
(“Every successful person has a painful story. Every painful story has a successful ending. Accept the pain and get ready for success.” Anonymous)
--------
Rohy:
