TENA TIA (nyhavana)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tena tia,
Tsisy tambiny ny fitia
na takalo volamena
satria rehefa tia
dia efa izay no harena
Ny fitiavana madio
izay mivoaka avy am_po
io ihany no kajio
dia ho tsapanao tokoa
'fa mamelombelon'aina,
o,mampientana fanahy
alaivo sary an-tsaina
anie,tony fo mahatsiahy
ilay olon-tiany
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy
1564 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : nyhavana
Inséré par : crrlanto
Date : 10/02/2007 15:40
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134