Hevitra momba ny ...'lay fitiavana

Hiverina amin'ny ...'lay fitiavana
betroka ( 08/08/2004 22:36)
Tsara ity tononkalo ity. Mipetrapetraka ireo gadona ao amin'ny andininy roa voalohany. Indro misy soso-kevitra ho an'ny andininy roa farany izay somary mavesatra vakiana araka ny hevitro :

Niezaka aho hamono
Ilay fitia taloha
Saingy tsy voafono
Nipongatra io, nifoha !

Hany hery sisa
Nandao anao tsy tanty !
Nandeha hamisavisa
Ilay fitia maty.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0107