Mila anao izany foko (Papoosy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mila anao izany fokoMila anao izany saiko
Ry malala tsy hadinoko
Ry malala sombinaiko
Rehefa tsy eo anefa indrisy
Zato endrikao feno tsiky
Lasa lasa ery ny saina
Tsy miato ny taraina
Midobodoka ny fo
Ranomaso kely alo
Miverena anie ry tiako
Tanterao ny faniriako
Aza avelanao angaina
F’efa reraka ery ny aina
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
papoosy