tiako loatra izy iny (Papoosy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako loatra anie izy inyFa aza omena tsiny
Izy iany no mahay
Izay no tediaviko hatrizay
Ka raha ande hitony
Tsy ho hitako eto intsony
Alahelo ny hy toetra
Ka tsy hety ho vo fetra
Tiako loatra anie izy iny
Fa aza omena tsiny
Izy anie no malalako
Nametrahako ny fitiavako
Tiako loatra ndray angamba
Ka natahorako ho jamba
Reto masoko mijery
Tsy mahita afa tsy izy rery
Manotany tena iany
Anao aona ny hiarafany
Hangidy ve sa ho mamy?
Zany fitiavako izany?
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana