Manirery (R. Miora)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nitopy aho manodidina ahy
Toa tany hefitra sy ngazana
Hitraotra aho nefa tsy sahy
Tsy hisy handre akory na hahatazana

Ny anaranao no nataoko ho fanantenana
Ny endrikao no heveriko ho ilay rano manganahana

Kinanjo sary noforonin'ity nofoko an-tany mahana
Ary fo te hameno fahabangana

Namerina nitopy aho manodidina ahy
Hay tany hefitra sy ngazana...

Miora R.
--------
Lien:
Catégorie : Alahelo
1145 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : R. Miora
Inséré par : bikla
Date : 25/03/2013 13:53
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0178