Malala o (R.E)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Malala oh,tsapako fa mafy ny sedra holalovana. Maro ireo hanenjika ka mety hahatorovana.
Nefa aoka ianao hitraka,ahery lalandava.
Fa indray andro any aki ,io olana io hisava.
Moa mba tsapanao fa maro ireo tsy faly?.
Mikasa ny andrava ny voadintsika omaly!.
Nefa izao malala ah!zao atao am po!.
Efa am-pelatanan dray ny momba antsika roa.
Mba tadidinao moa ilay fiharahana voaloha. ?
ilay andro iray nampitambatra ny fo?
Moa tsaroanao tokoa?
ireny aki dia vita sarisikotra ato am-po ah!.
R.E
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
RahHope