Fiforetana anaty (Rafla)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tadidinao ve ny vanim-potoana fiforetana anaty ?
Ireo mpanoratra rehetra nanjary niafiafy
Nijaly sy voageja tsy afaka nivelatra
Mafy ny fiainana k'aleo dia mipetraka

Ireo sangan'asany alahelo avokoa !
Ka tsy mahagaga raha tohina ny fo
Mahita ilay izy zay velon-taraina
Ka lasa eritreritra hatramin'ny saina !
--------
Lien:
Catégorie : Alahelo
5549 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Rafla
Inséré par : Delano
Date : 30/09/2010 09:37
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0129