Tsy resy (Raim)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy resy akory ny manginaIzay mangina volamena,
Ny fandefera-mahasina
No mitondra fandresena;
Fa miady ao anaty
Ho mpandresy any aoriana,
Fa ny marina tsy maty
Na oviana na oviana.
--------
Lien:
Catégorie :
Ady