ilay nofidiko (RAJAONARIMILY Felix )
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mafinaritra ahy ianao Amin'izato endrikao Toa manintona ny fo Ianao ilay no fidiako Aza gaga anefa ianao Amin'ny fiainana ety Fa nisy nisafidy nataoko Dia ianao ilay nofidiko --------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana