sendra (RAJAONARIMILY Felix )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha sendra mahatsiaro aho
Mandefa ilay fisainako any Toa endrika manjombona
No hitanao amiko lalandava
Lazaiko aminao no nahatonga izany Dia alahelo sy tomany noho ny ianao
Hatrany ampiandohana sy ankehitriny No nahitako an'ireo mamy sy mangidy

Tsarovy ihany anefa izao teny izao
Aza atao sangisangy ilay fitiavanao
Fa izany no mahatonga nyady aminao
Ka mahatonga famoizam-po ho anao

Veloma sombinaiko fa izay aloha no vitako Fa aiza malahelo fa izao tsy manadina anao
Na amin'ny alahelo na amin' ny fifaliana
Dia mitraka dia mahereza fa izay no lahatra
Ry tiana.
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo
960 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RAJAONARIMILY Felix
Nampiditra : rajaonarimilyfelix sonne
Daty : 17/03/2015 19:33
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135