Ezaka (Rakotobe Sombiniaina)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ezaka


Izay rehetra natao dia natao am-po
Na dia indraindray ary nakarary ny fo
Satria nihezaka ny hitia
Kanefa tsy tsapany ary tsy ho lasa doria


Na inona na inona ny ezaka atao
Ka rehefa tsy mifamaly dia avelao amin'izao
Ka ianao indray no hijaly amin'izany
Ny mba azonao atao dia tsy inona fa mitomany ihany


Atokano dieny izao ary ilay ezaka
Koa aza avela ho raraka
Fa atokany hoan'ilay tena anjara
Dia tsy iza fa ilay homen'ny Tompo izay tena tsara.

Sombiniaina RKT
08/04/2024
--------
Lien:
Catégorie : Fananarana
137 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Rakotobe Sombiniaina
Inséré par : rakotobesombiniaina
Date : 16/04/2024 09:21
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.104