Manantena (Rakotobe Sombiniaina)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Manantena Tsy very ilay fanantenana
Fa mbola velona ato anaty
Miaina sy mifaly izay ananana
Dia ho tanteraka ilay nofy
Anefa... Tsy mahavita irery
Sy Misedra ny adim - piainana
Fa mila an' Andriamanitra mahery
Mitantana sy miahy izato zanaka
Mbola maro ireo mbola hiainana
Koa araraoty dieny mbola azo atao
Satria voafetra ihany ny ety an tany
Dia ankino an'ilay ao ambony ny fiainanao.
Sombiniaina RKT
08/04/24
--------
Lien:
Catégorie :
Fananarana