Hevitra momba ny FITIA TOA SARO-KENATRA
Hiverina amin'ny FITIA TOA SARO-KENATRA
ounjasou (
29/06/2006 06:56)
Tsy manin mangina
Tsy hamboraka fitia
Fa ampy ahy ny mahita, ilay halatra fijery, fo roa mifankatia.
Tsy hamboraka fitia
Fa ampy ahy ny mahita, ilay halatra fijery, fo roa mifankatia.
mbitaniavo (
23/08/2006 13:34)
ounjasou an! raha ny fijery aloha tsy mahavita n'inon'inona e! tsy hainao nga le hoe: maso mijery tsy mitondra mody.
