Hevitra momba ny Hafa ihany ianao

Hiverina amin'ny Hafa ihany ianao
vetsoko ( 17/10/2005 14:42)
hafa ihany tokoa
ilay tena sitraky ny fo.
tsy hadino n'aizan'aiza
fa fahatsiarovana voataiza.
tsiahy mampijaly
fisaraha-mampifaly.
...tsoa
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091