Hevitra momba ny Tiako ho ahy ianao
Hiverina amin'ny Tiako ho ahy ianao
yonikafopl (
02/10/2004 11:35)
hummmmm aiza ianao ry Tina hamaly ity fiangaviana;
antson'ny Fo;
antson' i Malalason!!!
antson'ny Fo;
antson' i Malalason!!!
Malalason (
04/10/2004 08:16)
m'sôtra e! angamba ho tonga ihany izy @ ora tsy ampoiziko hamaly ny fiangaviako satria izaho mino fa ny anjara tsy midify, ary izy ilay "voatokana ho ahy"
R. JO
R. JO
make (
07/10/2004 11:28)
Mahafinaritra kah!
bidou (
07/10/2004 11:53)
mahafinaritra be le izy fa aza be sentiment loatra
