Hevitra momba ny Tompo ô ! ifonako

Hiverina amin'ny Tompo ô ! ifonako
rafilozofy ( 08/09/2004 05:57)
Tena isaorako anao fa mitovy eritreritra isika t@iny. Mampitahotra mantsy ny afobe io, kanefa ny heloka hibabohana hono mody rariny. Sambatra ihany isika manana an'ilay Andriamanitra tsara fanahy sy mamindra fo ka izy no antenaina rehefa avy eto.
Mivavaha foana! Dia mifampivavaka foana koa e.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088