Namana (RAMAMINIRINA Henintsoa Jean Baptiste)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Namana lisany
Namana, tena namana lisany
Namana azo itokisana
Nanolo-kevi-dalina raha samy nanan'olana
Hany ka vetivety foana de mahita vahaolana

Olona mihaino rehefa iresahana
Ka azo itokisana sy amborahana
Ny zavatra mibahana ao am- po
Na koa zavatra manjo

Namana lisany ka samy manitsy
Raha toa misy diso lalana
Fa samy tsy mahavita mihitsy
Zany hoe mialangalana

Namana lisany ary azo antoka tokoa
Tsy mba nifanisy ratsy izany
Fa samy nahay nifanao soa
Ny zavatra rehetra niainatsika teto an-tany

Ymamiah 9/06/2023
--------
Lien:
Catégorie : Fiaraha-monina
225 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135