Hevitra momba ny diavolana

Hiverina amin'ny diavolana
andriary ( 10/03/2005 13:11)
Eny iny volana iny nankafiziko hatrany
Ny hifampitafa aminy hifampizara teny mamy
Izy no nampianatra ahy, hitia lay tiako
Mankafy anao ny tenako , raha mbola any ny fisiako!

misaotra anao nanembona
tia2005 ( 04/08/2005 12:29)
mbola hafa izany diavolana any dago ê! fa raha aty an-tanin'olona ianao tsy te hierika ê!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092