diavolana - RANAIVOMANANA M Jean Félix
Azo vakiana?
Diavolana irery eo am-pototry ny hazo
Feom-borona maneno no manala fahan-ginana
ka nahatonga ahy hametso ireo tantarantsika lasa
Diavolana mazava no mitaratra ny tava
Ny manodidina amin'izany dia mifaly
Ny ankizy velon-kira
Sokajy :
fiainana
Hevitra mandeha
andriary (10/03/2005 13:11:38)
Eny iny volana iny nankafiziko hatrany
Ny hifampitafa aminy hifampizara teny mamy
Izy no nampianatra ahy, hitia lay tiako
Mankafy anao ny tenako , raha mbola any ny fisiako!
misaotra anao nanembona
tia2005 (04/08/2005 12:29:32)
mbola hafa izany diavolana any dago ê! fa raha aty an-tanin'olona ianao tsy te hierika ê!
Mombamomba
Mpanoratra : RANAIVOMANANA M Jean Félix
Nampiditra : ralhixDaty : 16/02/2005
Mpamangy : 1393
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
ManantenaSento sisa
indrisy
Manantena
tsy sahy
niandry
naleonao
leo
nahoana