Commentaire à propos de Hijanona eto sa ho any an-dafy

Revenir à Hijanona eto sa ho any an-dafy
hery ( 21/05/2013 04:57)
Ndao daholo... fa aza mijanona maharitra any :-)
vony501 ( 21/05/2013 07:23)
Ka an-dafy aiza ary no aleha?
Ny akaikikaiky sa ny lavitra be?
Andeha any Eoropa sa Amerika?
Asia sy ny sisa sa Afrika?

Dia rehefa tonga any dia inona no atao?
Hanao boton'olona, sy ireo tsy fanao
Dia ahoana sy ahoana ny ady clés?
Indrindra ho an'ny tsy Nationalités?

Ny tena nalaza izay teto amintsika
Liban, sy Koweit ary Arabie Saoudit
Betsaka anefa ireo diso tetika
Nanantena ho tafita, kinanjo fefika

mety mbola hitohy...
vahiny2004 ( 09/08/2013 11:34)
boton'olona ????
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091