Hevitra momba ny RY TANINDRAZAKO O NAHOANA

Hiverina amin'ny RY TANINDRAZAKO O NAHOANA
sitlo ( 26/04/2009 06:35)
Tsara petraka mihitsy izy izany!
Misaotra O!
fahamarinana ( 02/05/2009 13:38)
Ohatrany toa mbola ho ela angamba hoy aho vao hisy fiovana !Miankina amin'ny zvtr betsaka ,mila mifampiheno ny antoko tsirairay !Hatreto aloha dia vavaka no azo atao hampionon-tsaina !!!
Soarilala ( 09/06/2010 15:04)
Aza kivy fa mbola ho avy ny fotoana hilaminan'ny tanintsika.
Ny hirariana dia ho afa-jaly ny Malagasy .
Ary satria mino isika dia izay no angatahana amin'ilay Ray
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091