izay tovovavy izay (rapah)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izay tovovavy izay
Kanto sady miramirana
I zay tovovavy izay
Tsara Bka toa voahira
Izay tovovavy izay
Tsara endrika fitafy
Izay tovovavy izay
Tsotra tsy mba mampirafy

Ny tarehy feno tsiky
Toa falifaly lava
Na malahelo aza izy
Vetivety ddia misava

Toa lavitra azy ny alahelo
Toa lavitra azy zany jaly
Izay tovovavy izay
raha nifanena izahay omaly
--------
Lien:
1471 1
Fans: arisoacool
Commentaires
papillusion ( 04/08/2004 14:10)
Eny e! Tsara tokotrany izany tovovavinao izany saingy mino ve ianao fa tena hisy izy io? Toa nofinofy ihany...Tsara aloha lay ady rima e!
rapah ( 04/08/2004 14:33)
tsy nofinofy io fa nianinako .
ikotofatsora ( 06/08/2004 20:25)
Dia nifanena nareo omaly dia ahoana ny tohiny? Zaka ihany ve sa mbola tsy sahy ny tovolahy? Mba tantarao anay hoe.
betroka ( 07/08/2004 20:59)
Izaho kosa aloha tsy miombo-kevitra amin'i Papillusion amin'ny hoe "Tsara aloha lay ady rima ê!".
Ao amin'ny andininy roa voalohany, ny teny hoe "izay" dia miverina inefatra any amin'ny faran'ny andàlana.
Ao amin'ny andininy fahatelo dia tokony hirima ilay hoe "tsiky" sy "izy"; toraka izay ihany koa ao amin'ny andininy fahefatra ny momba ny "alahelo" sy ny "izay".
Manaraka izay dia aza maimaika loatra amin'ny famoahana tononkalo fa manjary be loatra ny tsipelina diso.
Na izany aza dia tohizo ny ezaka hahavitàna ny tsaratsara kokoa hatrany.
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : rapah
Inséré par : rapah
Date : 04/08/2004 13:19
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
Autres poèmes
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134