tsaroako (rarivomanitra harinambinina)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
lasa izy , ka tsy hiverina intsonytsaroko ireny sangy sy fitsikinao
tsaroako ireo anatrao
ka nijanona ato an- tsaiko ny endrikao.
.
.
vao lasa ianao , latsa- dranomaso no nisy tao
tsaroako ireo fatsiarovana nomenao
ataoko sarobidy izay ananako
ka tsy avelako hiala eto an- tanako.
.
.
nosoratako ity tononkalo
mba ho fahatsiarovana anao
ilay ray aman- dreny nikalokalo
ka nomenao anay ny fonao.
.
.
be ireo zavatra nosedraina
fa ianao tsy mba adino
mangataka anao aho : mba fihino
mba ho tonga lavitra am- pifaliana
--------
Lien: