FANDRI-DOLO (Ravo)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANDRI-DOLO

Aza mandany andro
handeha hanenji-dolo
fa manàna zaridaina
tsara voatra, tsara kolo.
fa raha vitanao izany
dia hanatona ao ireny,
tsy fotsiny hoe ny "lolomboasary"
fa hatramin'ireny manjakely.
eny, aza hitako aza moa
ka ho avy hanatona ao koa
ireo mety hampanofy ratsy
lazaintsika hoe "lolom-paty".


Ravo, André Vonjitsoa RAKOTOARIVELO
--------
Lien:
Catégorie : Lolo - Ahy - Fiaraha-monina - Fananarana - Fitiavana
74 1
Fans: TosakaMg
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125